2 Mpanjaka 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Novonoin’i Jeho koa ny sisa rehetra tamin’ny ankohonan’i Ahaba tao Jezirela, sy ny olo-manan-kajany rehetra, sy ny namany, ary ny mpisorony,+ ka tsy nasiany niangana na iray aza.+
11 Novonoin’i Jeho koa ny sisa rehetra tamin’ny ankohonan’i Ahaba tao Jezirela, sy ny olo-manan-kajany rehetra, sy ny namany, ary ny mpisorony,+ ka tsy nasiany niangana na iray aza.+