14 Narary i Elisa+ ary izany aretina izany no hahafaty azy amin’ny farany. Nidina tany aminy i Joasy mpanjakan’ny Israely ka nitomany teo aminy, sady nilaza hoe: “Ry raiko ô, ry raiko ô! Ny kalesy fitondran’ny Israely miady sy ny mpitaingin-tsoavaliny!”+