-
2 Samoela 1:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nandrovitra ny akanjony i Davida rehefa naheno an’izany, ary nanao toy izany koa ny lehilahy rehetra niaraka taminy. 12 Ary nidradradradra nitomany izy ireo sady nifady hanina+ mandra-paharivan’ny andro, satria matin’ny sabatra i Saoly sy Jonatana zanany, sy ny vahoakan’i Jehovah, ary ny taranak’Israely.+
-
-
Joba 1:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 no nisy rivotra nifofofofo tampoka avy any an-tany efitra, ka namely ny zoron-trano efatra. Nianjera ilay trano, dia maty tototr’ilay izy tao ny zanakao.* Ary izaho irery sisa no afa-nandositra hilaza aminao.”
20 Dia nitsangana i Joba ka norovitiny ny akanjony, ary notapahiny ny volony. Niankohoka tamin’ny tany izy avy eo,
-