-
2 Mpanjaka 13:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Koa tezitra taminy ilay lehilahin’Andriamanitra, ka niteny hoe: “Tokony ho nokapohinao indimy na inenina ny tany, amin’izay ianao ho namely an’i Syria mandra-pandringanao azy. Fa izao kosa dia intelo ihany ianao no hamely azy.”+
-