2 Mpanjaka 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nahafaty lehilahy edomita+ 10 000 teo amin’ny Lohasahan-tsira+ i Amazia. Azony tamin’ny ady koa ny tanànan’i Sela,+ ka lasa hoe Joktela ny anaran’izy io hatramin’izao.
7 Nahafaty lehilahy edomita+ 10 000 teo amin’ny Lohasahan-tsira+ i Amazia. Azony tamin’ny ady koa ny tanànan’i Sela,+ ka lasa hoe Joktela ny anaran’izy io hatramin’izao.