Eksodosy 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Mpitsara 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary narian’izy ireo ny andriamani-kafa* nivavahany, ka nanompo an’i Jehovah izy ireo.+ Dia tsy zakan’Andriamanitra intsony ny nahita ny fahorian’ny Israely.+ Salamo 106:43, 44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Imbetsaka izy no namonjy azy ireo,+Nefa nikomy sy tsy nankatò izy ireo,+Ka naetry noho ny fahadisoany.+ 44 Nahita ny fahorian’izy ireo anefa izy+Ary nandre ny antso vonjy nataony.+
16 Ary narian’izy ireo ny andriamani-kafa* nivavahany, ka nanompo an’i Jehovah izy ireo.+ Dia tsy zakan’Andriamanitra intsony ny nahita ny fahorian’ny Israely.+
43 Imbetsaka izy no namonjy azy ireo,+Nefa nikomy sy tsy nankatò izy ireo,+Ka naetry noho ny fahadisoany.+ 44 Nahita ny fahorian’izy ireo anefa izy+Ary nandre ny antso vonjy nataony.+