-
2 Mpanjaka 13:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Tamin’ny taona faha-37 nanjakan’i Joasy+ mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely tany Samaria i Joasy zanak’i Joahaza. Ary nanjaka 16 taona izy.
-
-
2 Mpanjaka 14:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Tamin’ny taona faha-15 nanjakan’i Amazia zanak’i Joasy mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjaka tany Samaria i Jeroboama+ zanak’i Joasy mpanjakan’ny Israely. Ary nanjaka 41 taona izy.
-
-
2 Mpanjaka 14:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Dia nodimandry any amin’ny razambeny, any amin’ireo mpanjakan’ny Israely, i Jeroboama. Ary i Zakaria+ zanany no nanjaka nandimby azy.
-