FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 28:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nahafaty lehilahy 120 000 tany Joda mantsy i Peka+ zanak’i Remalia tao anatin’ny iray andro, satria nahafoy an’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny izy ireo.+ Lehilahy mahery fo daholo ireo maty ireo.

  • Isaia 7:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary tamin’ny andron’i Ahaza+ zanak’i Jotama, zanak’i Ozia, mpanjakan’ny Joda, dia niakatra hiady tamin’i Jerosalema i Rezina mpanjakan’i Syria sy Peka+ zanak’i Remalia, mpanjakan’ny Israely. Tsy naharesy azy anefa izy ireo.*+

  • Isaia 7:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia lazao aminy hoe: ‘Aza taitra fa miezaha ho tony. Ary aza matahotra na kivy, noho ny amin’ireo kitay anankiroa sisan’afo mbola midonaka ireo, dia i Rezina mpanjakan’i Syria sy ny zanak’i Remalia+ izay samy tezitra mafy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara