-
2 Tantara 28:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Koa natolotr’i Jehovah Andriamaniny teo an-tanan’ny mpanjakan’i Syria+ izy. Dia naharesy azy ny Syrianina, ka naka babo be dia be ary nitondra an’ireny tany Damaskosy.+ Nataon’Andriamanitra resin’ny mpanjakan’ny Israely koa izy, ka be dia be tamin’ny vahoakany no matin’io mpanjaka io. 6 Nahafaty lehilahy 120 000 tany Joda mantsy i Peka+ zanak’i Remalia tao anatin’ny iray andro, satria nahafoy an’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny izy ireo.+ Lehilahy mahery fo daholo ireo maty ireo.
-