2 Mpanjaka 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nanorina alitara+ àry i Oria+ mpisorona, araka ny toromarika rehetra nalefan’i Ahaza Mpanjaka avy tany Damaskosy. Ary vitan’i Oria ilay izy, talohan’ny niverenan’i Ahaza Mpanjaka avy tany.
11 Nanorina alitara+ àry i Oria+ mpisorona, araka ny toromarika rehetra nalefan’i Ahaza Mpanjaka avy tany Damaskosy. Ary vitan’i Oria ilay izy, talohan’ny niverenan’i Ahaza Mpanjaka avy tany.