FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:32, 33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Hataoko tsy misy mponina ny taninareo,+ ka ho gaga ny fahavalonareo izay honina ao rehefa mahita an’izany.+ 33 Haparitako any amin’ireo firenena ianareo,+ ary hanatsoaka sabatra hanenjehana anareo aho.+ Dia tsy hisy mponina ny taninareo,+ ary ho rava ny tanànanareo.

  • Deoteronomia 4:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Haparitak’i Jehovah any amin’ny firenen-kafa ianareo,+ ka ho vitsy kely sisa ianareo no ho velona,+ any amin’ireo firenena handefasan’i Jehovah anareo.

  • Deoteronomia 28:64
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 64 “Ary haparitak’i Jehovah any amin’ny firenena rehetra ianao, hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray ka hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray,+ ka any ianao no hanompo andriamanitra vato aman-kazo, izay tsy fantatrao sy ny razambenao.+

  • 1 Mpanjaka 14:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia hasian’i Jehovah ny Israely, ka ho toy ny bararata mihozongozona ao anaty rano. Ary hongotany tsy ho eto amin’ity tany tsara nomeny ny razambeny ity ny Israely,+ ka haparitany any ampitan’ny Renirano.*+ Nanao tsato-kazo masina*+ mantsy izy ireo, ka nampahatezitra an’i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara