2 Tantara 29:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary 25 taona i Hezekia+ tamin’izy lasa mpanjaka, ary nanjaka 29 taona tany Jerosalema izy. Abia no anaran-dreniny, ary zanak’i Zakaria izy io.+ 2 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah foana i Hezekia,+ toy ny nataon’i Davida razambeny.+
29 Ary 25 taona i Hezekia+ tamin’izy lasa mpanjaka, ary nanjaka 29 taona tany Jerosalema izy. Abia no anaran-dreniny, ary zanak’i Zakaria izy io.+ 2 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah foana i Hezekia,+ toy ny nataon’i Davida razambeny.+