-
2 Mpanjaka 20:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy re aho fa tsy nivadika taminao e, sady nanompo anao tamin’ny foko manontolo! Nanao izay tsara teo imasonao koa aho.”+ Dia nitomany be izy.
-
-
2 Tantara 31:20, 21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Izany no nataon’i Hezekia nanerana an’i Joda. Nanao izay tsara sy mety foana izy, sady tsy nivadika mihitsy teo anatrehan’i Jehovah Andriamaniny. 21 Nataony tamin’ny fony manontolo ny zavatra rehetra nataony mba hitadiavana an’ilay Andriamaniny, izany hoe ny fanompoana tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra+ sy ny fankatoavana ny Lalàna sy ny didy. Dia nahomby izy tamin’izany.
-