FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 28:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nanafika an’ireo tanànan’i Sefela+ sy Negeba tany Joda koa ny Filistinina,+ ka azon’izy ireo i Beti-semesy,+ Aialona,+ Gederota, Soko sy ireo tanàna niankina taminy,* Timna+ sy ireo tanàna niankina taminy, ary Gimzo sy ireo tanàna niankina taminy. Dia nipetraka tao amin’ireo tanàna ireo ny Filistinina. 19 Fa nataon’i Jehovah nietry ny Joda noho ny nataon’i Ahaza mpanjakan’ny Israely. Navelan’i Ahaza hanaram-po hanao ratsy mantsy ny Joda, ka tena nivadika tamin’i Jehovah.

  • Isaia 14:28, 29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Tamin’ny taona nahafatesan’i Ahaza Mpanjaka+ no nanaovana an’izao fanambarana izao:

      29 “Aza misy mifaly ny ao aminao, ry Filistia,

      Satria hoe tapaka ny tehin’ilay namely anao.

      Fa hisy bibilava misy poizina+ hipoitra avy amin’ilay menarana,+

      Ka ny taranany dia ho bibilava misy poizina* sady afaka misidina.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara