FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 37:33-35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 “‘Izao àry no tenin’i Jehovah momba ny mpanjakan’i Asyria:+

      “Tsy ho tafiditra ato amin’ity tanàna ity izy,+

      Na handefa zana-tsipìka ato,

      Na hiady amin’ity tanàna ity miaraka amin’ny ampinga,

      Na hampiakatra dongon-tany* hanaovana fahirano azy.”’+

      34 ‘Ny lalana niaviany ihany no hiverenany.

      Tsy ho tafiditra ato amin’ity tanàna ity izy’, hoy i Jehovah.

      35 ‘Fa hiaro an’ity tanàna ity aho,+ ka hamonjy azy noho ny anarako,+

      Sy noho ny amin’i Davida mpanompoko.’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara