FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 32:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia naniraka anjely i Jehovah, ka novonoiny daholo ny miaramila matanjaka+ sy ny mpitarika ary ny lehiben’ny miaramila tao an-tobin’ny mpanjakan’i Asyria. Dia nody tany amin’ny taniny ny mpanjakan’i Asyria sady afa-baraka. Tatỳ aoriana, dia niditra tao an-tranon’ny* andriamaniny izy, ary tao ny zanany sasany no namono azy tamin’ny sabatra.+

  • Isaia 31:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Ho fatin’ny sabatra ny Asyrianina, nefa tsy sabatr’olona izany.

      Tsy sabatr’olombelona no handripaka azy.+

      Handositra noho ny sabatra izy,

      Ary hampanaovina asa an-terivozona ny tovolahy ao aminy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara