-
Isaia 38:4-6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Avy eo dia niteny tamin’i Isaia i Jehovah hoe: 5 “Miverena any amin’i Hezekia+ dia lazao aminy hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah, Andriamanitr’i Davida razambenao: “Efa henoko ny vavaka nataonao,+ ary efa hitako ny ranomasonao.+ Hampiako 15 taona àry ny andro hiainanao.+ 6 Ary hovonjeko eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asyria ianao sy ity tanàna ity, ka harovako ity tanàna ity.+
-