-
Jaona 9:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia namaly izy hoe: “Nanao feta tanimanga ilay lehilahy atao hoe Jesosy, dia nohosorany an’ilay izy ny masoko, sady hoy izy: ‘Mandehana misasa any Siloama.’+ Dia nandeha nisasa aho, dia nahita.”
-