-
Jeremia 19:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Izao no holazainao: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah, ry mpanjakan’ny Joda sy mponin’i Jerosalema. Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely:
“‘“Hahatonga loza amin’ity toerana ity aho, ka hangorintsina ny sofin’izay mandre an’izany.
-