2 Tantara 33:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Novonoin’ny vahoaka anefa izay rehetra niray tetika hamono an’i Amona Mpanjaka,+ ary i Josia+ zanany no nataon’izy ireo mpanjaka nandimby azy.
25 Novonoin’ny vahoaka anefa izay rehetra niray tetika hamono an’i Amona Mpanjaka,+ ary i Josia+ zanany no nataon’izy ireo mpanjaka nandimby azy.