FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fa afo mandevona i Jehovah Andriamanitrareo,+ ilay Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+

  • Deoteronomia 29:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia tezitra be tamin’io tany io i Jehovah, ka nataony tanteraka aminy daholo ny ozona rehetra voasoratra ato amin’ity boky ity.+

  • Deoteronomia 31:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia ho tezitra be amin-dry zareo aho,+ ka hafoiko izy ireo.+ Handao an-dry zareo* aho+ mandra-paharipaka azy ireo. Rehefa tratran’ny loza be dia be sy mijalijaly izy ireo any aoriana any,+ dia hiteny hoe: ‘Tsy eto amintsika ny Andriamanitsika, koa aiza moa isika no tsy ho tratran’izao loza izao?’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara