FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 21:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny be dia be i Manase ka nofenoiny ra i Jerosalema.+ Efa nahatonga ny Joda hanota koa izy, ka nanjary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy ireo.

  • Jeremia 2:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Na ny akanjonao aza tasin’ny ran’ireo olo-mahantra tsy manan-tsiny,+

      Nefa tsy hitako namaky ny tranonao izy ireo.

      Feno ny rany ny akanjonao.+

  • Jeremia 19:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Niala tamiko+ mantsy izy ireo, ary nataony izay tsy hahafantarana intsony an’ity toerana ity.+ Eto izy ireo no manao sorona ho an’ny andriamani-kafa, dia andriamanitra tsy fantatr’izy ireo sy ny razambeny sady tsy fantatry ny mpanjakan’ny Joda. Ary nataony feno ran’olona tsy manan-tsiny+ ity toerana ity.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara