-
Genesisy 15:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Dia hoy i Abrama: “Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô, inona no homenao ahy? Izaho ity mbola tsy manan-janaka ihany, ka i Eliezera+ avy any Damaskosy no handova ny fananako.”
-
-
Genesisy 30:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Rehefa hitan’i Rahely fa tsy niteraka tamin’i Jakoba izy, dia lasa nialona ny rahavaviny izy, ka niteny tamin’i Jakoba hoe: “Omeo zaza aho, fa raha tsy izany dia ho faty.”
-