FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 8:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hoy i Elisa tamin’ilay vehivavy, renin’ilay ankizilahikely maty izay novelominy indray:+ “Mandehana ianao sy ny ankohonanao mifindra monina any amin’izay azonao aleha. Fa efa nilaza i Jehovah hoe hisy mosary+ eto amin’ity tany ity, ary haharitra fito taona izany.”

  • 2 Mpanjaka 8:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia notantarain’i Gehazy tamin’ny mpanjaka hoe namelona zaza iray efa maty i Elisa. Tamin’izay indrindra no tonga ny renin’ilay zaza novelominy indray,+ mba hitaraina amin’ny mpanjaka hoe tokony haverina aminy ny tranony sy ny taniny.+ Tonga dia hoy i Gehazy: “Io ilay vehivavy sy ilay zanany novelomin’i Elisa, ry mpanjaka tompoko ô!”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara