2 Mpanjaka 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nataon’ny mpanjakan’i Babylona ho mpanjaka handimby an’i Joiakina i Matania rahalahin-drainy,+ ary novany hoe Zedekia+ ny anarany. 2 Tantara 36:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lasa mpanjaka i Zedekia+ tamin’izy 21 taona, ary nanjaka 11 taona tany Jerosalema izy.+
17 Nataon’ny mpanjakan’i Babylona ho mpanjaka handimby an’i Joiakina i Matania rahalahin-drainy,+ ary novany hoe Zedekia+ ny anarany.