Eksodosy 17:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Eksodosy 24:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hoy anefa izy tamin’ireo anti-panahy: “Andraso eto izahay mandra-piverinay eto aminareo.+ Ireo i Arona sy Hora+ miaraka aminareo, ka afaka manatona an-dry zareo izay manana raharaha hotsaraina.”+ 1 Tantara 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa maty i Azoba, dia nanambady an’i Efrata+ indray i Kaleba. Ary niteraka an’i Hora+ taminy i Efrata.
14 Hoy anefa izy tamin’ireo anti-panahy: “Andraso eto izahay mandra-piverinay eto aminareo.+ Ireo i Arona sy Hora+ miaraka aminareo, ka afaka manatona an-dry zareo izay manana raharaha hotsaraina.”+
19 Rehefa maty i Azoba, dia nanambady an’i Efrata+ indray i Kaleba. Ary niteraka an’i Hora+ taminy i Efrata.