1 Tantara 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Rehefa maty tany Kaleba-efrata i Hezrona,+ dia niteraka an’i Asora+ taminy i Abia vadiny. Ary i Asora no rain’i* Tekoa.+
24 Rehefa maty tany Kaleba-efrata i Hezrona,+ dia niteraka an’i Asora+ taminy i Abia vadiny. Ary i Asora no rain’i* Tekoa.+