47 Ary nalain’izy ireo ny tanin’i Sihona sy ny tanin’i Oga mpanjakan’i+ Basana, dia ny mpanjakan’ny Amorita anankiroa, tany amin’ny faritra atsinanan’i Jordana, 48 manomboka any Aroera,+ eo an-tsisin’ny Lohasahan’i Arnona, ka hatrany amin’ny Tendrombohitra Siona, izany hoe Hermona,+