Genesisy 29:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Vao mainka hiraiki-po amiko izao ny vadiko, satria efa telo lahy no naterako taminy.” Natao hoe Levy*+ àry ny anarany. Eksodosy 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Levy,+ araka ny taranany avy: Gersona sy Kehata ary Merary.+ Ary 137 taona ny andro niainan’i Levy.
34 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Vao mainka hiraiki-po amiko izao ny vadiko, satria efa telo lahy no naterako taminy.” Natao hoe Levy*+ àry ny anarany.
16 Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Levy,+ araka ny taranany avy: Gersona sy Kehata ary Merary.+ Ary 137 taona ny andro niainan’i Levy.