-
Asan’ny Apostoly 7:37, 38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 “Izany Mosesy izany ilay nilaza tamin’ny zanak’Israely hoe: ‘Hanendry mpaminany ho anareo Andriamanitra, dia mpaminany hoatr’ahy, avy eo amin’ny rahalahinareo.’+ 38 Izy ilay teo amin’ny fiangonana tany an-tany efitra niaraka tamin’ilay anjely+ niresaka taminy+ tany amin’ny Tendrombohitra Sinay, sy niaraka tamin’ny razambentsika. Ary izy no nandray ny teny masina sady velona, mba homena antsika.+
-