FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 6:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary nalain’i Arona ho vadiny i Eliseba, zanakavavin’i Aminadaba sady anabavin’i Nasona.+ Dia niteraka an’i Nadaba, Abiho, Eleazara, ary Itamara+ tamin’i Arona izy.

  • Eksodosy 28:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “Alaivo avy amin’ny Israelita i Arona+ rahalahinao sy ny zanany lahy,+ izany hoe i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara,+ mba hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.+

  • Nomery 4:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Izany no fanompoana tokony hataon’ireo fianakavian’ny Gersonita ao amin’ny tranolay fihaonana,+ ka i Itamara+ zanak’i Arona mpisorona no miandraikitra ny fanompoan’izy ireo.

  • 1 Tantara 24:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Maty talohan-drainy anefa i Nadaba sy Abiho,+ ary samy tsy nitera-dahy. I Eleazara+ sy Itamara kosa mbola mpisorona ihany.

  • 1 Tantara 24:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Maro kokoa noho ny an’ny taranak’i Itamara anefa ny lohan’ireo fianakaviambe teo amin’ny taranak’i Eleazara. Nozaraina hoatr’izao àry izy ireo: Nisy 16 ny lohan’ny fianakaviamben’ny taranak’i Eleazara, ary 8 kosa ny an’ireo fianakaviamben’ny taranak’i Itamara.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara