1 Mpanjaka 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy nanohana an’i Adonia kosa i Zadoka+ mpisorona, Benaia+ zanak’i Joiada, Natana+ mpaminany, Simey,+ Rey, ary ny miaramila matanjaka+ teo ambany fahefan’i Davida. 1 Mpanjaka 2:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia notendren’ny mpanjaka ho lehiben’ny tafika hisolo an’i Joaba i Benaia+ zanak’i Joiada. Ary i Zadoka+ mpisorona no notendren’ny mpanjaka hisolo an’i Abiatara.
8 Tsy nanohana an’i Adonia kosa i Zadoka+ mpisorona, Benaia+ zanak’i Joiada, Natana+ mpaminany, Simey,+ Rey, ary ny miaramila matanjaka+ teo ambany fahefan’i Davida.
35 Dia notendren’ny mpanjaka ho lehiben’ny tafika hisolo an’i Joaba i Benaia+ zanak’i Joiada. Ary i Zadoka+ mpisorona no notendren’ny mpanjaka hisolo an’i Abiatara.