Nomery 26:57 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Ireto avy no voasoratra anarana tamin’ny Levita,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Gersona ny Gersonita, avy tamin’i Kehata+ ny Kehatita, ary avy tamin’i Merary ny Merarita.
57 Ireto avy no voasoratra anarana tamin’ny Levita,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Gersona ny Gersonita, avy tamin’i Kehata+ ny Kehatita, ary avy tamin’i Merary ny Merarita.