Genesisy 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Nomery 13:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Mipetraka any Negeba+ ny Amalekita,+ ary any amin’ny faritra be tendrombohitra ny Hetita sy ny Jebosita+ ary ny Amorita.+ Ny Kananita+ kosa mipetraka any amoron’ny ranomasina+ sy eny amoron’i Jordana.” Deoteronomia 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Tamin’izay dia nalaintsika ny tanin’ireo mpanjakan’ny Amorita+ anankiroa tany amin’ny faritr’i Jordana, nanomboka teo amin’ny Lohasahan’i* Arnona ka hatrany amin’ny Tendrombohitra Hermona.+
29 Mipetraka any Negeba+ ny Amalekita,+ ary any amin’ny faritra be tendrombohitra ny Hetita sy ny Jebosita+ ary ny Amorita.+ Ny Kananita+ kosa mipetraka any amoron’ny ranomasina+ sy eny amoron’i Jordana.”
8 “Tamin’izay dia nalaintsika ny tanin’ireo mpanjakan’ny Amorita+ anankiroa tany amin’ny faritr’i Jordana, nanomboka teo amin’ny Lohasahan’i* Arnona ka hatrany amin’ny Tendrombohitra Hermona.+