Josoa 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Henon’ny mponin’i Gibeona+ koa ny nataon’i Josoa tamin’i Jeriko+ sy Ay.+ Josoa 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy anefa ny lehilahy israelita tamin’ny Hivita:+ “Ianareo aza mety hoe etỳ akaikinay etỳ ihany no mipetraka, koa nahoana izahay no hanao fifanekena aminareo?”+
7 Hoy anefa ny lehilahy israelita tamin’ny Hivita:+ “Ianareo aza mety hoe etỳ akaikinay etỳ ihany no mipetraka, koa nahoana izahay no hanao fifanekena aminareo?”+