FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 21:27-33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary nahazo tanàna avy tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase ny Gersonita+ anisan’ny fianakavian’ny Levita, dia ilay tanàna fialokalofan’izay nahafaty olona, izany hoe ny tanànan’i Golana+ any Basana sy ny kijanany. Azony koa i Bestera sy ny kijanany, izany hoe tanàna roa.

      28 Ny avy tamin’ny fokon’i Isakara+ dia i Kisiona sy ny kijanany, Daberata+ sy ny kijanany, 29 Jarmota sy ny kijanany, ary En-ganima sy ny kijanany, izany hoe tanàna efatra.

      30 Ny avy tamin’ny fokon’i Asera+ dia i Misala sy ny kijanany, Abdona sy ny kijanany, 31 Helkata+ sy ny kijanany, ary Rehoba+ sy ny kijanany, izany hoe tanàna efatra.

      32 Ary ny avy tamin’ny fokon’i Naftaly dia ilay tanàna fialokalofan’izay nahafaty olona,+ izany hoe ny tanànan’i Kedesy+ any Galilia sy ny kijanany. Azony koa i Hamota-dora sy ny kijanany, ary Kartana sy ny kijanany, izany hoe tanàna telo.

      33 Ny tanàna rehetra azon’ny Gersonita, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna 13 sy ny kijanany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara