FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 21:34-39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ary nahazo tanàna avy tamin’ny fokon’i Zebolona+ ny fianakavian’ny Merarita,+ izany hoe ny sisa tamin’ny Levita, dia ny tanànan’i Jokneama+ sy ny kijanany, Karta sy ny kijanany, 35 Dimna sy ny kijanany, ary Nahalala+ sy ny kijanany, izany hoe tanàna efatra.

      36 Ny avy tamin’ny fokon’i Robena dia i Bezera+ sy ny kijanany, Jahaza sy ny kijanany,+ 37 Kedemota sy ny kijanany, ary Mefata sy ny kijanany, izany hoe tanàna efatra.

      38 Ary ny avy tamin’ny fokon’i Gada+ dia ilay tanàna fialokalofan’izay nahafaty olona, izany hoe ny tanànan’i Ramota any Gileada+ sy ny kijanany. Azony koa i Mahanaima+ sy ny kijanany, 39 Hesbona+ sy ny kijanany, ary Jazera+ sy ny kijanany. Tanàna efatra ny fitambarany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara