Deoteronomia 2:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Ary naniraka olona avy any an-tany efitr’i Kedemota+ aho hankany amin’i Sihona mpanjakan’i Hesbona, mba hiteny aminy hoe mitady fihavanana+ isika, ka hilaza hoe:
26 “Ary naniraka olona avy any an-tany efitr’i Kedemota+ aho hankany amin’i Sihona mpanjakan’i Hesbona, mba hiteny aminy hoe mitady fihavanana+ isika, ka hilaza hoe: