FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 35:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary niainga izy ireo ka niala tao Betela. Raha mbola lavidavitra an’i Efrata izy ireo, dia nihetsi-jaza i Rahely sady saro-piterahana.

  • Genesisy 35:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Rehefa hiala aina iny i Rahely,—fa efa ho faty—dia nataony hoe Ben-ony* ny anaran’ilay zaza. Fa ny rainy kosa niantso azy hoe Benjamina.*+

  • Nomery 26:38, 39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Ireto avy ny taranak’i Benjamina,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Bela+ ny Belita, avy tamin’i Asbela ny Asbelita, avy tamin’i Ahirama ny Ahiramita, 39 avy tamin’i Sefofama ny Sefofamita, ary avy tamin’i Hofama ny Hofamita.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara