-
1 Tantara 26:14-16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia azon’i Selemia ny vavahady tany atsinanana. Ary rehefa natao ny antsapaka ho an’i Zakaria zanany, izay mpanolo-tsaina hendry, dia azony ny vavahady tany avaratra. 15 Azon’i Obeda-edoma ny tany atsimo, ary ny zanany lahy+ no notendrena hiandraikitra ny trano fitehirizana entana. 16 Azon’i Sopima sy Hosa+ kosa ny tany andrefana, teny akaikin’ny Vavahady Saleketa, teny amin’ny lalambe miakatra, ka nifanakaiky ireo antokona mpiambina.
-