-
2 Samoela 5:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Tatỳ aoriana, dia tonga tany amin’i Davida tao Hebrona+ ny foko rehetra teo amin’ny Israely, ka niteny hoe: “Iray ra aminao* ihany izahay.+ 2 Ianao foana taloha no nitarika ny Israely rehefa nisy ady,*+ tamin’i Saoly mbola mpanjakantsika. Ary nilaza taminao i Jehovah hoe: ‘Ianao no ho mpiandry ny Israely vahoakako, ary ianao koa no ho mpitarika ny Israely.’”+
-