-
1 Samoela 15:27, 28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Rehefa nihodina handeha i Samoela, dia notazonin’i Saoly ny morontongotr’ilay akanjony tsy misy tanany, ka rovitra. 28 Dia hoy i Samoela: “Efa norovitin’i Jehovah hiala aminao ny fanjakan’ny Israely androany, ka homeny ho an’olona tsara kokoa noho ianao.+
-