-
Mpitsara 1:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Tsy noroahin’ny Benjaminita kosa ny Jebosita nipetraka tao Jerosalema, fa mbola miara-mipetraka amin’izy ireo ao ihany hatramin’izao.+
-
-
Mpitsara 19:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Tsy te hijanona indray alina intsony anefa ilay lehilahy. Nitsangana àry izy ka lasa nandeha ary tonga hatrany Jebosa, izany hoe Jerosalema.+ Ary nentiny ireo ampondra roa efa nisy lasely sy ilay vadikeliny ary ilay mpanompony.
-