FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 5:6-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nandeha nankany Jerosalema ny mpanjaka sy ny olony mba hanafika an’ireo Jebosita+ nipetraka tao amin’ilay tany. Koa nanesoeso an’i Davida izy ireo hoe: “Tsy ho tafiditra eto mihitsy ianao! Na ny jamba sy ny kilemaina aza hahatohitra anao.” Nieritreritra mantsy ry zareo hoe: ‘Tsy ho tafiditra eto mihitsy i Davida.’+ 7 Azon’i Davida ihany anefa i Ziona, ilay tanàna voaro mafy, ilay lasa nantsoina hoe Tanànan’i Davida.+ 8 Hoy àry i Davida tamin’izay andro izay: “Midira avy eo amin’ny tionelina fandehanan’ny rano ianareo izay hanafika ny Jebosita, dia asio ‘ny kilemaina sy ny jamba’, izay samy halan’i Davida!” Izany no nahatonga an’ilay fitenenana hoe: “Tsy hiditra ao an-trano mihitsy ny jamba sy ny kilemaina.” 9 Dia nanorim-ponenana tao amin’ilay tanàna voaro mafy i Davida. Ary nantsoina* hoe Tanànan’i Davida izy io. Nanorina manda sy trano hafa teo amin’ilay Havoana*+ sy tao an-tanàna+ izy. 10 Dia vao mainka nihanahery i Davida,+ sady nampian’i Jehovah Andriamanitry ny tafika.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara