-
1 Tantara 27:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Nisy 24 000 ny Israelita tao amin’ny antoko-miaramila tsirairay. Anisan’izy ireo ny lohan’ireo fianakaviambe, ny lehiben’ny arivo, ny lehiben’ny zato,+ ary ny mpifehy izay nanompo ny mpanjaka+ ka nikarakara ny raharaha rehetra momba an’ireo antoko-miaramila. Nifandimby isam-bolana ireo antoko-miaramila ireo nandritra ny volana rehetra amin’ny taona.
-
-
1 Tantara 27:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ary i Helday Netofatita avy amin’ny taranak’i Otniela no faha-12 ho an’ny volana faha-12. Nisy 24 000 ny tao amin’ny antoko-miaramilany.
-