FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 11:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia naniraka olona hanadihady momba an’ilay vehivavy i Davida, ka izao no nolazain’ilay olona: “Tsy i Batseba+ zanakavavin’i Eliama+ ve iny e? Ilay vadin’i Oria+ Hetita!”+

  • 2 Samoela 11:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Rehefa nivoaka hiady tamin’i Joaba ny lehilahy tao an-tanàna, dia nisy maty ny mpanompon’i Davida, anisan’izany i Oria Hetita.+

  • 2 Samoela 12:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa naninona ianao no nanao tsinontsinona ny tenin’i Jehovah, ka nanao izay ratsy teo imasony? Nasianao tamin’ny sabatra+ i Oria Hetita! Dia nalainao ho vadinao ny vadiny,+ rehefa avy novonoinao tamin’ny sabatry ny Amonita izy.+

  • 1 Mpanjaka 15:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah mantsy i Davida, ary tsy niala tamin’izay nandidiany azy izy nandritra ny androm-piainany, afa-tsy tamin’ilay raharaha momba an’i Oria Hetita.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara