1 Samoela 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Niala tao àry i Davida,+ ka nandositra nankany amin’ilay lava-bato ao Adolama.+ Rehefa naheno an’izany ny rahalahiny sy ny ankohonan-drainy manontolo, dia nidina nankany aminy. 1 Samoela 23:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary i Davida nijanona tany an-tany efitra, teny amin’ny toerana sarotra aleha, teny amin’ny faritra be tendrombohitra tany an-tany efitr’i Zifa.+ Nitady azy foana i Saoly, nefa tsy natolotr’i Jehovah teo an-tanany izy.+ 1 Samoela 24:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia nianiana tamin’i Saoly i Davida. Lasa nody i Saoly+ taorian’izay, fa i Davida sy ny olony kosa niakatra nankeny amin’ny toerana niafenany.+
22 Niala tao àry i Davida,+ ka nandositra nankany amin’ilay lava-bato ao Adolama.+ Rehefa naheno an’izany ny rahalahiny sy ny ankohonan-drainy manontolo, dia nidina nankany aminy.
14 Ary i Davida nijanona tany an-tany efitra, teny amin’ny toerana sarotra aleha, teny amin’ny faritra be tendrombohitra tany an-tany efitr’i Zifa.+ Nitady azy foana i Saoly, nefa tsy natolotr’i Jehovah teo an-tanany izy.+
22 Dia nianiana tamin’i Saoly i Davida. Lasa nody i Saoly+ taorian’izay, fa i Davida sy ny olony kosa niakatra nankeny amin’ny toerana niafenany.+