FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 29:2-4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nandroso niaraka tamin’ireo andia-miaramilany ny mpitondra teo amin’ny Filistinina, ary nisy miaramila 100 na 1 000 ny andiany tsirairay. I Davida sy ny olony kosa nanaraka avy ao aoriana niaraka tamin’i Akisy.+ 3 Hoy anefa ireo andrianan’ny Filistinina: “Fa inona koa no ataon’ireo Hebreo ireo atỳ?” Dia hoy i Akisy: “I Davida mpanompon’i Saoly mpanjakan’ny Israely io. Efa herintaona na mihoatra+ izao no niarahany tamiko. Ary tsy mahita hokianina aminy aho hatramin’ny andro nitsoahany ho atỳ amiko ka hatramin’izao.” 4 Tezitra taminy anefa ireo andrianan’ny Filistinina ka niteny taminy hoe: “Asaivo miverina any io!+ Avereno any amin’izay toerana nametrahanao azy izy, fa aza avela hiara-midina amintsika ho any an’ady, sao hivadihany eo isika.+ Tsy hoentiny any amin’ny tompony fotsiny ve ny lohan’ireto miaramilantsika ireto, dia hahazo sitraka aminy izy?

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara