1 Samoela 30:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Rehefa tonga tany Ziklaga+ i Davida sy ny olony tamin’ny andro fahatelo, dia hitany fa notafihin’ny Amalekita+ ny faritra atsimo* sy Ziklaga. Nanafika an’i Ziklaga izy ireo, dia nandoro azy.
30 Rehefa tonga tany Ziklaga+ i Davida sy ny olony tamin’ny andro fahatelo, dia hitany fa notafihin’ny Amalekita+ ny faritra atsimo* sy Ziklaga. Nanafika an’i Ziklaga izy ireo, dia nandoro azy.