FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 25:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Eo aho no hiseho aminao. Dia hiteny aminao eo ambonin’ny saron’ilay Vata aho.+ Eo anelanelan’ireo kerobima roa, eo ambonin’ilay Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona, no hampahafantariko anao ny didy rehetra hampitainao amin’ny Israelita.

  • Nomery 7:89
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 89 Isaky ny niditra tao amin’ny tranolay fihaonana mba hiresaka tamin’Andriamanitra* i Mosesy,+ dia naheno an’ilay feo niresaka taminy avy teo ambonin’ny saron’ilay+ Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona, avy teo anelanelan’ny kerobima roa.+ Ary niresaka taminy Andriamanitra.

  • 1 Samoela 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Naniraka olona hankany Silo àry ny vahoaka, ka nentina avy any ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay mipetraka eo amin’ny seza fiandrianany, eo ambonin’ny* kerobima.+ Niaraka tamin’ilay Vata misy ny fifanekena nataon’ilay tena Andriamanitra koa izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy Finehasa.+

  • 2 Samoela 6:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nankany Bala-joda i Davida sy ny olona rehetra niaraka taminy, mba haka ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra.+ Teo anoloan’io Vata io no niantsoan’ny olona ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana eo ambonin’ny* kerobima.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara